Entry mamalana (valana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandefa hanaraka ny rano: Mamalan-drano ny ondana niondanan' ny maty ny olona, mba ho lasany any ny ratsy rehetra!
¶ Mandroaka, mampihataka lavitra: Misy mihitsy didy mamalana ny biby mpanimba voly lavitra ny fonenan' ny olona
¶ Manisy fampandairan-doko amin' ny lamba; maneza: Mamalana lamba landy
¶ Mandiso ny feon-kira izay manjary mitambororotra: Aza avela hihira ireo ankizy ireo fa mamalan-kira [Rajemisa 1985]
Morphology 
mamalana
namalana
hamalana
mamalàna

Entry mamalàna (valana)
Part of speech imperative of active verb mamalana [full list]

Entry mamalana (falana)
Part of speech active verb
Explanations in English  [Provincial] to follow by some other road, to follow on the other side; to go to the other side of a tree for the purpose of chopping it down after one side has been hewn [Richardson 1885]

Updated on 2020/07/31