Entry malefaka (lefaka)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely
¶ Malemilemy: Feo malefaka
¶ Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny
¶ Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka [Rajemisa 1985]
English definition pliant, supple; easy going, gentle
¶ not too strong (of beverages) [Hallanger 1973]
French definition souple; calme
¶ pas trop fort (se dit des boissons) [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
malefaka
nalefaka
halefaka
Examples 
1hazo malefaka koa ny andrarezina. [Dahle: Angano, page 215]
2hoy ny feony malefaka toy ny bitsibitsika. [Andriamalala: Taolambalo, page 105]
3Nitodika azy ilay lahiantitra sady nitsiky malefaka. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 111]
Quotes 

2015/11/29