Entry maivan-doha (maivana, loha)
Part of speech expression
Malagasy definition tsy manam-pieritreretana, tanora fanahy; manidintsidina; tsy mahadinika, tsy mihevitra tsara, miovaova hevitra [Rajemisa 1985]
Synonyms maivan-tsaina

2011/03/20