Entry maivana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maivana ny volom-borona / Maivana ihany izany hevitra arosonao izany [1.1]
Explanations in English Light in weight [1.7]
Explanations in French Léger [1.3, 1.8]
 Sans poids
Figuré: sans portée, vite, léger [1.3]
Examples 
1Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana: [2.4]
2ka tsy mahefa lahasa aho fa maivana be hiany ny tena ko rehetra! [2.48]
Derivatives 
Antonyms 
Compound words 
Phytonyms 

Entry maivaña
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Sitrana [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/10/24