Entry | 1 maitsomanana |
Elementary words | 2 maitso, manana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Karazam-bakana |
Explanations in French |
5 [1.3] nom d'une perle |
Examples |
6 Cameron sy £500 hividianany vatosoa fanao maitsomanana. [2.649#] 7 Ary hoy izy: tsy misy zavatra hafa tsy akory fa maitsomanana ihany, koa izay tratry ny ahy dia vidiko, fa ny vola ety miasa, koa raha lany izy dia manafatra indray. [2.366#] |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 120 maitsomanana, nanamaitsoam |
Updated on 2024/10/30 |