Entry | 1 maimay |
Root | 2 may |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Dodona, maika: Maimay erỳ izy handeha omaly; izao anefa, tsy rototra indray |
Explanations in French |
5 [1.3] pressé, qui a hâte de |
Examples |
6 maimay foana isika hanaraka ny fanaon' ny any ivelany. [2.445] 7 Nony efa tonga tany an-trano dia maimay be ihany ny fony. [2.324] |
Derivatives |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word maimay |
Updated on 2020/07/31 |