Entry mahay manavia manavanana
Elementary words mahay ; manavia ; manavanana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Sady mahay miasa amin' ny tanan-kavia no mahay miasa amin' ny tanan-kavanana; kinga amin' ny hevitra sy ny fanaovan-javatra rehetra, na inona izany na inona [1.1]

Updated on 2023/06/18