Entry | 1 manavanana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mampiasa ny tanan-kavanana: Raha mbola kely ny zaza dia hita sahady na hanavanana na hanavia Mahakinga: Manavanana azy ny miteny Mahavantana, mora arahina: Manavanana ny olona itý lalana itý Tsy mahamenamenatra, tsy manahirankirana: Lazainy fa manavanana azy ny lehibe mpampiasa azy ka vonona haneho ny fanirian' ny mpiara-miasa izy. |
Explanations in English |
4 [1.2] right, on the right; to be dexterous, to work with the right hand upwards in holding anything with both hands. 5 [1.7] to be easy, to be convenient for one |
Explanations in French |
6 [1.8] être facile; qu'on trouve commode |
Examples |
7 [2.472] ny tahon-karavasy sy tanan-jioga no manavanana azy kokoa fa tsy zavatra hafa. |
Root | 8 havanana |
Morphology |
|
Antonyms | 12 manavia |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word manavanana |
Anagrams | 15 amanavanan, manavanana, namanavana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |