Entry mahavoafitaka (voafitaka (fitaka))
Part of speech adjective
Allegation Word or locution seen in: mamitaka ~ manodoka [1.1]
Examples 
1Nahavoafitaka ahy ny fihatsaram-belatsihiny (Son hypocrisie m'a trompé) [1.107]
2Ny tsy fahalalana sy ny fitokisana amin'izay heverina ho sangany eo amin'ny tany ama-monina no mahavoafitaka ny vahoaka, hoy izy [4.43]

Updated on 2020/07/31