|
|
|
|

Entry1  mahavoa
Root  2  voa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao
Mahazo: Tsy nahavoa ny fandriha nataonao
Maharesy, mahafaty antoka: Tsy fitandremana kely foana dia mety mahavoa
Mahomby: Tsy mahavoa io mpisolovava io fa ialao
Explanations in English  5  [1.7] to strike; to hit the mark; to wound
Explanations in French  6  [1.8] atteindre le but, atteindre la cible; blesser, tuer
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Analogs  11  mahavoafady
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mahavoa

Anagrams  16  mahaova, mahavao, mahavoa

Updated on 2023/01/20