Entry mahasaky (saky)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bara, Taimoro] sahy [Rakotosaona 1972]
  [Betsileo] Manana herim-po hanao zavatra: Tsy mahasaky ny hivoaka amin' io alina maizim-pito aho [Rajemisa 1985]
Morphology 
mahasaky
nahasaky
hahasaky
Synonyms mahasahy

2013/03/07