Entry mahamenatra (henatra)
Part of speech active verb or adjective
Explanations in English To make ashamed
Shameful, humiliating [1.7]
Explanations in French Rendre honteux
Honteux, humiliant [1.8]
Examples 
1Aza miteny mafy, fa mahamenatra olona! [2.5]
2Ary matetika izy no mamo eny am-pilanjana, ka mirondrona mahamenatra; [2.59]
3Aoka izay, Ranaivo, hoy Rasolo, fandrao misy mahalala, ka mahamenatra olona eto; [2.324]
Morphology 
Present : mahamenatra
Past : nahamenatra
Future : hahamenatra

Updated on 2023/12/03