|
|
|
|

Entry1  lovia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tanty vy na porisilaina talesaka atao fasiana ny sakafo loarana, vilia: Vary iray lovia
Explanations in English  4  [1.7] a dish
Explanations in French  5  [1.8] assiette, plat
Examples  6  Dia nitosaka ny hena kisoa sy ny vary, feno ilay lovia be iny. [2.606#]
7  Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia. [2.643#]
Other spellings  8  vilia
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  13  Proverbs containing the word lovia
Article  14  Randzavola: lovia ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15  I Vola, Ivola, lovay, lovia, valio, valoi, valoy, voaly, volai

Updated on 2022/07/30