Entry lotika
Part of speech adjective
Malagasy definition Malemy ho lo sy madiva ho potika; maloto mifotetaka, solotika
¶ Tezitra na sosotra mafy any am-po any: Lotika tamiko izy noho izaho tsy nanaiky hiray tsikombakomba taminy [Rajemisa 1985]
Derivations 

2009/02/23