Entry | milotika (lotika) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Malemy boda: Milotika loatra ity vary ity Maloto, misotisoty, misotitika: Hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva, milotika foana ny tarehin' io zaza io Sosotra mafy na tezitra any am-po: Milotika ny atin-dRamatoa iny nahita azy [1.1] | |
Anagrams | milotika, mitokila |
Updated on 2023/01/05 |