Entry lolo mamoha angatra (lolo, foha, angatra)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy ilazana ny zava-dratsy mbola miteraka ratsiratsy indray kokoa noho izy; zava-dratsy mahatonga zavatra ratsiratsy kokoa indray, mampitranga ny zava-dratsy noho izy [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31