Entry lokaloka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Voadivoady, toky mafana. [1.1]
Derivatives 

Entry lokaloka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara, Sihanaka] Tavindona [1.78]
  [Bezanozano, Tambahoaka, Tanosy] Tavindolana [1.78]
  [Tsimihety] Vatan-kazo noloahana toy ny lakana atao fanomezan-tsakafo ny biby
Mitovy hevitra: kilàny ~ tavin-dolana [1.1]
 Tavy fampiasan'ny mpanao trano
Tavy fihinanan'ny biby [1.13]
Explanations in French Auge, hourdis [1.13]
Synonyms horidia ~ lolana

Entry lokaloka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Dikidiky, rikoriko [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31