Entry lôjika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahaizana manaporofo, fifanarahan-kevitra [1.4]
Explanations in French Logique [1.13]
Examples Tsy voahaja foana mantsy, hoy ity mpanao politika tranainy ity, ny lojika amin’ny fomba nenti-nikaro-bahaolana teto ka mihenahena eo foana ny disadisa fa tsy afaka. [4.43]
Vocabulary 
Compound words 
Origin French: logique.

Updated on 2020/07/31