Entry | 1 lohatraoka |
Elementary words | 2 loha, traoka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Faritry ny traoka ambony izay ahazoana mamoaka feo; misy taola malemy mivohitra eo anoloan' ny lohatraoka, izay atao hoe traotraoka 5 [1.13] faritra ambony no sady fiandohana amin'ny traokabe |
Explanations in French |
6 [1.13] larynx |
Vocabulary |
7 Biology |
Updated on 2023/08/18 |