Entry lohataona (loha, taona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra [Rajemisa 1985]
Explanations in English springtime [Hallanger 1973]
Explanations in French printemps [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Analogues  fahavaratra ~ fararano ~ ririnina
Examples 
1fa lohataona ny andro izao, ka miongy ny vahoaka; [Dahle: Angano]
2fa raha kankafotra no mikoka, efa lohataona ny andro; [Ndema: Antakay, page 8]
Quotes 

Updated on 2020/07/31