| Entry | 1 lohalaharana |
| Elementary words | 2 loha, 3 laharana |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 [loha laharana] enti-milaza izay voalohany amin' ny laharana
[1.1] |
| Explanations in French |
6 primordial; avant garde
[1.13] |
| Examples |
7 Nony niolakateo avara-trano ny lohalaharana, nipoaka indray koa avy eo.
[2.472#]
8 Ho an' ny mpanao politika, tsy ny tombontsoan' ny mponina no lohalaharana. [4.27#] |
| Morphology |
|
| Updated on 2026/02/04 |
|