|
|
|
|

Entry1  lohahevitra
Elementary words  2  loha, hevitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny ventin-teny halahatra
Explanations in English  5  [1.7] a point in discussion
Explanations in French  6  [1.8] l'essentiel de la discussion, le thème
Examples  7  Mba hiampita tokoa ny fanilo, araka ny lohahevitra. [1.368#]
8  Ataovy mazava ny drafitry ny lahatsoratra sy ny lohahevitra. [2.285#]
9  Manana fomba manokana ifidianana ny lohahevitra hiompanana izahay. [1.369#]
Compound words 

Updated on 2023/03/25