|
|
|
|

Entry1  loaka an-tsakany loaka an-davany
Elementary words  2  loaka, sakany, lavany
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] vita tomombana, tsy misy azo kianina fa vita tsara dia tsara amin' ny lafiny rehetra
Other spellings  5  loakaantsakanysyandavany

Updated on 2023/10/07