| Entry (1/2) | 1 sakany |
| Part of speech | 2 morphological form of sakana |
| Explanations in Malagasy |
3 Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany
4 Habe salasalany, antonintoniny [1.1#850] |
| Explanations in English |
5 the width
[1.7] |
| Explanations in French |
6 largeur
[1.8] |
| Examples |
7 Efa tonta ihany ilay varavarana ka takela-kazo sahabo ho iray zehy sakany sy roa halavany no azo nakisaka hijereny ny ati-trano.
[2.470]
|
| Vocabulary | 8 Space |
| Entry (2/2) | 9 sakany |
| Part of speech | 10 noun |
| Explanations in Malagasy |
11 Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy
12 Salasalany, atriatry: Sakan-karona. [1.1] 13 Vantotr' ombivavy afa-miteraka [Betsileo] [1.1#1019] |
| Vocabulary | 14 Space |
| Synonyms | 15 andranarivavy, vatony |
| Anagrams | 16 kinasa, 17 ñasika, sakany, 18 sañaky, sanaky |
| Updated on 2025/11/26 |
|