Entry | loa-bary mitahy vady | |
Elementary words | loa-bary ; mitahy ; vady | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fizapan-javatra misy fiangarana, ka ny anjaran' ny olon-tiana atao betsaka, fa ny an' ny hafa atao kely [1.1] | |
Updated on 2023/11/20 |