Entry litany > lita
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandehanana mikonesanesa, miretareta. [1.1]
Derivatives 
Synonyms litalita

Entry litany > lita
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Dinta [1.78]

Anagrams 

Entry litany > litatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Venty fototra ampiasaina raha mamatra ranon-javatra, mitovy hatiana amin' ny iray desimetatra toratelo (1 dm3): Divay telo litatra [1.1]
Explanations in French Litre [1.13]
Origin French: litre.

Anagrams 

Entry litany > litania
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fivavahana misy fitanisanisana anaran' olomasina mandeha irery na miaraka amin' ny toetra masina nananany, ka valiana hatrany hoe: "mivavaha ho anay" [1.1]
Explanations in French [ litanỳ ] Litanies [1.3]
Vocabulary 
Origin French: litanies.

Anagrams