|
|
|
|

Entry1  levona
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, hono, izao tontolo izao
Lany: Levon' ny omby ny varinay
Simba: Levon' ny zanakao ny bokiko
Lasa entona: Levon-ko fofona ny kamifaoro
Lasa tsy hita venty intsony toy ny sira latsaka ao anaty rano: Levona tao anaty rano ny siramamy
Voaovan' ny vavony: Tsy mbola levona ny sakafonao ka aza mandro
Explanations in English  4  [1.7] consumed; utterly destroyed; dissolved, digested
Explanations in French  5  [1.8] consumé, anéanti; dissout; digéré
Examples  6  levona ny harena be. [2.59]
7  Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Proverbs  13  Proverbs containing the word levona

Anagrams  14  alevon, levona, nalevo, velona, volena

Updated on 2020/07/31