Explanations in Malagasy | Atao fongana, tsy misy: Azon' Andriamanitra levonina izao tontolo izao Simbana: Nolevonin' Ikoto ny kilalaon-janako Bavana, fongorana, aringana, arfpaka: Nolevonin' ny mpangalatra ny fananan-dRainizafy ato atsimo Ampanjarina ho fofona, ho etona, ho ranony: Levonin' ny masoandro ny zavona ~ Levony ao anaty rano ny siramamy Ampanjarina ho zavatra mahavelona ny tena: Sakafo saro-devonina ny henan-gisa [1.1]
|
Morphology |
Present : |
levonina,
levoniko,
levoninao,
levoniny,
levonintsika,
levoninay,
levoninareo,
levonin',
levonin-,
levonim-,
levoni- |
Past : |
nolevonina,
nolevoniko,
nolevoninao,
nolevoniny,
nolevonintsika,
nolevoninay,
nolevoninareo,
nolevonin',
nolevonin-,
nolevonim-,
nolevoni- |
Future : |
holevonina,
holevoniko,
holevoninao,
holevoniny,
holevonintsika,
holevoninay,
holevoninareo,
holevonin',
holevonin-,
holevonim-,
holevoni- |
Imperative : |
levony |
|