Entry letsy
Part of speech adjective
Malagasy definition Fitambotsorana, fietrena sy fidinana; fileferana, fiforetana noho ny lanjan' entana mitambesatra eo amboniny; fihenana [Rajemisa 1985]
English translation sinking under pressure [Hallanger 1973]
French translation dépression, affaissement, action de ployer sous le poids, de diminuer [Abinal 1888]
 qui s'enfonce sous pression [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms detsy
Compound words, titles, names 

Entry letsy
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Bara] ety, tery, tsy omby intsony [Rakotosaona 1975]

Entry letsy
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition  ise, ialahy: Ialahy letsy mba mandehana [Rajemisa 1985]
Other spellings 
Tables and plates all the pronouns
Examples 
1Raha izay fatiantoka letsy, ry Albert! [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Iny àry aloha ny lasiroa, letsy, ry Solo, ividiano ronono ho an'i Bozy. [Ravalison: Atodiorokoroka]

Updated on 2021/03/22