Entry letsin-trosa
Elementary words letsy ; trosa
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fomba ifanaovan' ny olona mifampisambo-bola ka ahana amin' ny zavatra hafa na vola tsikelikely ny trosa ananan' ny olona amin' ny tena [1.1]

Updated on 2023/05/19