Entry (1/2) | 1 leony |
Root | 2 leo |
Part of speech | 3 noun leo and pronoun |
Entry (2/2) | 4 leony |
Root | 5 leo |
Part of speech | 6 adjective |
Explanations in Malagasy |
7 Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany 8 Tofoka, boboka, tohina, tola 9 Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana 10 Monaina (monamonaina), mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo [1.1] |
Explanations in English |
11 has had enough and too much; disgusted; drunk ; borne, sustained; [1.7] |
Explanations in French |
12 qui en a assez; dégoûté; ivre; supporté [1.8] |
Examples |
13 izay homa-manta no ho leony. [1.437#] 14 leony dia leony mihitsy ka niala. [2.285#] 15 Tsy hiringiringy ho potraka, tsy hioty manta ho leony fa hioty masaka ho voky. [2.346#10] |
Derivatives |
|
Anagrams | 17 lenoy, leony, noely |
Updated on 2021/07/23 |