Entry lenodenoka (lenoka)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Mandimandina sy vaventiventy sady mavamavana no midokadoka fatratra (ravin-javamaniry) [Rajemisa 1985]
   Fraîcheur, tendreté et vigueur des feuilles, des plantes, surtout des plantes grimpantes. [Rajemisa 1985]
French definition   [Merina] . État des plantes dont les feuilles et les jeunes rameaux sont tendres, aqueux, bien turgescents. S'emploie souvent pour les plantes grimpantes. [Boiteau: Végétaux]
Examples   Voatavo bonaka rofia lenodenoka ny mason'ny sarotra eo am-body vilany fa ny mason'ny janga aty amiko ihany [Fox: Hainteny, number 337]
Derivations  
Synonyms   lenoka

Updated on 2018/01/01