Entry lempona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza toerana na faritra iva noho ny manodidina azy, lesoka: Misa lempona eo amin' ny saokan' itỳ zaza itỳ / Lempona ny faritany misy anay ka manevokevoka aoka izany [1.1]
 Faritra boribory miletsy noho ny asan'ny rano any amin'ny tany sokay [1.13]
Explanations in English A concavity, a hollow [1.7]
Explanations in French Terrain bas [1.8]
 Doline [1.13]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
Toponyms 
Analogs  deboka
Proverbs 

Entry lempona
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Miendrika lovia [1.13]
Explanations in English Concave, hollow; low-lying [1.7]
Explanations in French Creux, enfoncé [1.8]
 Concave [1.13]
Compound words 
Analogs  kaoka

Entry Lempona (lempona)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -20.6833333, 47.6666667

Anagrams 

Updated on 2023/09/29