Entry | lelik > lelika | ||||||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tototra, voasarona: Lelika ny hady Feno: Leliky ny antsanga inty ny tanimbary Tsy mahalala ny fahorian' ny sasany intsony izy, fa efa leliky ny harena [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | Comblé, couvert: Lelika ny hady (Le fossé est comblé) ~ Leliky ny antsanga ny tanimbarinay (Notre rizière a été couverte par les alluvions) Comblé de biens, d'honneurs: Tsy mahatsiaro fahoriana izy, fa leliky ny voloa (Il ne pense p0as au malheur, parce qu'il a beaucoup d'argent) [1.3] | ||||||||||||
Examples | Ary ny tanimbary leliky ny fasika!
[2.470] | ||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word lelika | ||||||||||||
Entry | lelik > lelika | ||||||||||||
Part of speech | interjection | ||||||||||||
Explanations in French | Lelika an! Nom d'un chien! Zut, alors! Lelika maty itỳ ! Quel connard! Lelika lahy itỳ ! Quel connard! Salaud [...] Lelika vavy itỳ ! Quelle connasse! Sal [...] [full text in 1.5] | ||||||||||||
Anagrams | lakile, lelaky, lelika |