Entry lelika
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tototra, voasarona: Lelika ny hady
Feno: Leliky ny antsanga inty ny tanimbary
Tsy mahalala ny fahorian' ny sasany intsony izy, fa efa leliky ny harena [1.1]
Explanations in French Comblé, couvert: Lelika ny hady (Le fossé est comblé) ~ Leliky ny antsanga ny tanimbarinay (Notre rizière a été couverte par les alluvions)
Comblé de biens, d'honneurs: Tsy mahatsiaro fahoriana izy, fa leliky ny voloa (Il ne pense p0as au malheur, parce qu'il a beaucoup d'argent) [1.3]
Examples Ary ny tanimbary leliky ny fasika! [2.470]
Morphology 
Simple : lelika, leliky, lelik'
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Entry lelika
Part of speech interjection [full list]
Explanations in French Lelika an! Nom d'un chien! Zut, alors!
Lelika maty itỳ ! Quel connard!
Lelika lahy itỳ ! Quel connard! Salaud [...]
Lelika vavy itỳ ! Quelle connasse! Sal [...] [full text in 1.5]

Anagrams 

Updated on 2023/10/07