Entry lavitra akaiky
Elementary words lavitra ; akaiky
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana toerana izay akaiky ihany raha alaina an' eritreritra na tombanana atao toratady, fa ny lalana mankany no lavitra [1.1]
Explanations in English Near, but cannot be reached. [1.2]

Updated on 2023/10/29