Entry (1/2) | 1 lavitra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy akaiky: Lavitra ny toerana misy azy ~ Lavitra ny hevitro izany lazainao izany Fotoana mbola ho ela: Fantany ny ho avy, na dia mbola lavitra aza |
Explanations in English |
4 [1.2] (optimp lavira) far, distant 5 [1.7] far away |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.13] éloigné 7 [1.3] distant 8 [1.8] lointain |
Examples |
9 Izay lavitry maso : lavitry ny fo! [2.499#47] 10 lavitra ahy izy, ka tsy azoko vangiana (il est loin de moi, et je ne puis pas le visiter) [1.3] 11 lavitra ahy izany hevitra izany (je suis bien loin de penser cela) [1.3] 12 Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia. [2.472] 13 Tamin' iny morontsiraka atsinanana iny no nidiran' ny maro tamin' ireo razan-davitry ny Malagasy [2.508#265] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anthroponyms |
|
Proverbs | 33 Proverbs containing the word lavitra |
Entry (2/2) | 34 lavitra |
Part of speech | 35 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
36 [1.1] Misy elanelana betsaka: Mahay lavitra Rakoto noho Rabe |
Explanations in English |
37 [1.7] far |
Explanations in French |
38 [1.3, 1.8, 1.13] loin |
Examples |
39 mandeha lavitra (aller loin) [1.3] 40 nijerijery lavitra daholo ny olona [2.472] |
Antonyms | 41 akaiky |
Anagrams | 42 lavitra, livatra |
Updated on 2023/05/24 |