| Entry | 1 latsaka babay, tonga babay |
| Elementary words | 2 latsaka, 3 tonga, 4 babay |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka
7 sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa). [1.10] |
| Explanations in French |
8 Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute.
9 On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte) [1.3] |
| Vocabulary | 10 Game |
| Other spellings | 11 latsaka i babay, tonga i babay |
| Updated on 2025/11/17 |
|