|
|
|
|

Entry1  latsaka ondana
Elementary words  2  latsaka, ondana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ireo nisy fahavoazana tamin' ny harena na ny fahefana ka zary nitam-bororotra sy lasa ambany noho ireo namany
Explanations in French  5  [2.415#2713] Celui qui perd son rang, est semblable à celui dont la tête a glissé de dessus l' oreiller

Updated on 2023/12/26