Entry | 1 lasam-binany |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1] |
Examples |
4 Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina. [2.5#] |
Synonyms | 5 lasam-borona |
Elementary words | 6 lasa, vinany |
Updated on 2023/10/24 |