Entry lasa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Miainga, mandeha: Lasa anikeheo i Dada ~ Manisa telo aho dia lasa
Milefa, mandositra, tsy tana: Tapaka ny fatorany ka lasa ilay alika
Entina: Lasany ilay bokinao teto ambony latabatra
Vidina: Aiza hovidiko iry satroka iry -- Efa lasan' olona io, tompoko ~ Lasako dimampolo itỳ amalona itỳ
Angalarina, faohina: Lasan' ny sasany halina ny kisoanay
Tsy eo intsony: Zavatra efa lasana izany ka tsy tokony hofohazina intsony
Lany andro: Efa lasa izany lamody izany
Maty: Lasa halina tamin' ny iray Rakoto
Manomboka milalao: Lasa aho
Mitovy hevitra: dila ~ nadio ny rano nitana ~ nandao ~ nanifi-drano ~ niala ~ nidify ~ niendaka ~ nihataka ~ nirintona ~ nisava ~ nisinda ~ nisintaka ~ nisintona ~ ny lalana mody no nasiany olona [1.1]
Explanations in French Qui part, qui est parti, qui s'en va, qui s'en est allé, qui commence ou a commencé à ajouter, qui s'est échappé: Veloma, fa lasa aho (Adieu, je m'en vais, je part) ~ Lasan-davitra izy (Il est allé au loin) ~ Lasa taon' itsy izy (Il est parti l'année dernière) ~ Mameleza, fa lasa ny azy (Jouez, car il a commencé) ~ Lasa aho (Je commence à jouer, je joue) ~ Tapaka ny fatorana, ka lasa tampoka izy (Les liens se sont cassés, et il s'est vite échappé)
Pris, emporté, volé, acheté: Lasako ny bokinao tao ambony latabatra (J'ai pris votre livre qui était sur la table) ~ Moa lasa any aminareo ny sininay? (Auriez-vous pris notre cruche chez vous?) ~ Lasan'ny sasany halina ny ombinay (On a volé nos boeufs la nuit dernière) ~ Lasako iraimbilanja ity satroka ity (J'ai acheté ce chapeau un franc)
Qui a fait son temps, passé, mort: Efa lasa izany lamody izany (Cette mode a fait son temps) ~ Tonga taty tamin'ny taona lasa izy (Il est venu ici l'année dernière) [1.3]
Examples 
1Malahelo vady lasan-davitra [2.69]
2Dia lasan' izy roa lahy ny tanimbary. [2.293]
3izay no olonay lasanareo any andafy, koa tsy aterinareo fa tananareo any ihany [2.366]
4Taon-dasa, tsy tsaroana tokoa ny an' i Datoa [2.445]
Morphology 
Simple : lasa, lasako, lasanao, lasany, lasanay, lasantsika, lasanareo, lasan', lasam-
Prefixed : -dasa, -dasako, -dasanao, -dasany, -dasanay, -dasantsika, -dasanareo, -dasan', -dasam-
Imperative : lasana
Derivatives 
Synonyms lasana
Compound words 
Titles Antananarivo zato taona lasa izay (Rabary Jean-Joseph)
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/08