Entry nisintona > isintonana (sintona)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Morphology 
Present : isintonana, isintonako, isintonanao, isintonany, isintonantsika, isintonanay, isintonanareo, isintonan', isintonan-, isintonam-, isintona-
Past : nisintonana, nisintonako, nisintonanao, nisintonany, nisintonantsika, nisintonanay, nisintonanareo, nisintonan', nisintonan-, nisintonam-, nisintona-
Future : hisintonana, hisintonako, hisintonanao, hisintonany, hisintonantsika, hisintonanay, hisintonanareo, hisintonan', hisintonan-, hisintonam-, hisintona-

Anagrams 

Entry nisintona > misintona (sintona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana
Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano
Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1]
Examples Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany. [2.472]
Morphology 
Present : misintona
Past : nisintona
Future : hisintona
Imperative : misintòna
Proverbs 

Entry nisintona > misintòna (sintona)
Part of speech imperative of active verb misintona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams