|
|
|
|

Entry lany ra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy [1.1]
Explanations in French Anémié, dont le sang est épuisé [1.3]
Synonyms kely ra ~ tsy ampy ra

Updated on 2023/05/19