Entry lany mondron-kery
Elementary words lany ; mondro ; hery
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Lany hatramin' ny hery kely sisa nananana; lany harena sy fananana nanasoavana zanaka na zavatra hafa nilaina ho tsara; fongana ny hery rehetra tamin' ny asa na ny fanaovan-tsoa [1.1]
Explanations in English Having given all his strength [1.7]
Explanations in French Qui a épuisé ses forces [1.8]

Updated on 2023/06/12