|
|
|
|

Entry1  lany andro
Elementary words  2 lany, 3 andro
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana
6 mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana [1.1]

Updated on 2025/09/12