Entry | 1 lany andro |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana 4 mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana [1.1] |
Elementary words | 5 lany, andro |
Updated on 2023/04/22 |