Entry filanjana (lanja)
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra voavoatra atao fitondrana olona lanjain' ny olona efadahy
¶ Asa atao rehefa milanja, izany hoe mitondra ambony soroka: Toy izao no filanjana ny entana amin' ny bao [Rajemisa 1985]
English definition a palanquin [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 a pole balanced across the shoulders for carrying. See takona. [Richardson 1885]
 a litter for carrying the sick [Hallanger 1973]
French definition chaise à porteurs [Hallanger 1974]
Quotes 

Updated on 2018/03/29