| Entry | 1 lamba rano |
| Elementary words | 2 lamba, 3 rano |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 [lambarano] [Sihanaka] lamba mainty (haingo fa tsy fisaonana)
[1.78] 6 lamba landihazo madini-tenona sady manify saiky kararavina ary nasiana loko manga mainty, ka natao lamba fisaonana [1.1] |
| Explanations in French |
7 [lambarano] toile de Bengale, toile bleue
[1.3] |
| Vocabulary | 8 Economy: clothing |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Anagrams | lamba rano, 10 lamborana |
| Updated on 2026/02/20 |
|