Entry | lakroa | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Sary na hazo mitanambokovoko mampahatsiaro ny hazo namantsihana an' i Kristy, hita amin' ny toerana maro, indrindra ny toeram-pivavahana (fiangonana, fasana...): Maty teo ambony lakroa i Kristy [1.1] | |
Examples | Ohatra: ny lakroa fitondra nanao prosession dia hafa no nahazo ny lakroa varahina lohany, ary hafa no nahazo ny tahony;
[2.588] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Titles | ||
Origin | French: la croix. | |
Analogs | hazofijaliana | |
Updated on 2023/10/07 |