|
|
|
|

Entry (1/2)1  hazofijaliana
Elementary words  2 hazo, 3 fijaliana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy / Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha [1.1]
Examples  6  teo ambony hazofijaliana sy nitsanganany tamy ny maty. [2.59#329]
7  Moa ve tsy nilaozan' ny vahoaka izy rehefa nofantsihina tamin' ny hazofijaliana? [1.369#]
8  Nivavaka toy ilay jiolahy teo ambonin' ny hazofijaliana, ilay teo an-kavanan' i Jesosy. [2.270#138]
Vocabulary  9  Religion and Liturgy
Analogs  10  lakroa
All compound words  11 lalan' ny hazofijaliana

Entry (2/2)12  hazofijaliana
Elementary words  13 hazo, 14 fijaliana
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16 (nom de la croix du Christ ; « arbre de la Passion ») Passiflora incarnata L. (Passifloraceae) et espèces voisines. Ce sont en réalité des lianes à fruits comestibles. Voir girenadrelina. [Merina] [1.196]
Vocabulary  17  Botany
Scientific name 

Updated on 2025/12/08